|
|
|
|

Teny iditra1  tola-kitsiny
Singan-teny  2 tolaka, 3 hitsy
Sokajin-teny  4  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Fanalana ny tena amin' ny fiampangana ny hafa, fanalan-tsiny ny tena amin' ny fiampangana ny sasany
6 resy amin' ny hitsiny fa tsy nety nanaraka ny toro hevitry ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de se disculper en accusant quelqu'un
8 vaincu dans son droit pour avoir refusé de justes conseils [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12