|
|
|
|

Teny iditra1 tokan-tsinina
Singan-teny  2tokana, 3sisina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny lamba izay fotsy ny afovoany, fa ny sisiny kosa misy sorany mitsoriaka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12