Entrée toho-drano
Mots élémentaires tohoka ; rano
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy [1.1]
 [ tohodrano ] Fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [1.13]
Explications en français [ tohodrano ] Barrage [1.13]

Mis à jour le 2023/05/28