Entrée toe-tsaina
Mots élémentaires toe- (toetra) ; saina
Partie du discours locution
Explications en malgache Toetra ananan'ny saina miandritra ny fotoana fohy na maharitra [1.13]
Explications en français Faculté d'esprit, psychologie [1.13]
Exemples 
1Tokony hanondrotra hatrany ny toetsaina, ny toepanahy, ny fomba fiainana. [2.332]
2Tsy fantatro raha nanavao ny Fiangonana teo amin' ny sehatry ny fanabeazana, fa hajaiko ny toetsaina nentiny nampianatra ny mahantra, miaiky aho fa novidiany lafo izany ary mbola vidiany lafo foana. [1.369]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/21