|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  titỳ
Fototeny  2 tity|titỳ
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity". [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/3)11  tity
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)14  tity
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 fivaviana, kindy [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  tity, titỳ

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21