Entrée tetezan' olona
Mots élémentaires tetezana ; olona
Partie du discours locution
Explications en malgache Iraka alefa hitondra ny taratasim-panjakana ao amin' ny tanàna iray, ary ny ao kosa indray manatitra azy any amin' ny vohitra hafa, ka toy izany hatrany [1.1]
Explications en français Courriers portant les dépêches royales et se succédant sans interruption d'un village à l'autrew [1.3]

Mis à jour le 2023/08/19