|
|
|
|

Teny iditra1  tery vay manta
Singan-teny  2 tery, 3 vay, 4 manta
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fiteny enti-milaza fanerena tsy azo ihodivirana na angatahana andro; fampiasana fomba an-tery setra hahazoana izay lazaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de presser un furoncle non mûr
8 figuré: action de réclamer ce qui est dû sans ménagement, par toutes sortes de moyens et de violences [1.3]

Fivaditsoratra  9 terivaimanta, tery vay manta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12