|
|
|
|

Teny iditra1  terivaimanta
Singan-teny  2 tery, 3 vay, 4 manta
Sokajin-teny  5  anarana
Ohatra  6  Dia nivavaka izy, ary izany vavaka izany tsy mba terivaimanta, fa feon' ny fo miloatra sy fanahy mitosaka tokoa. [2.4#]

Fivaditsoratra  terivaimanta, 7 tery vay manta

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11