|
|
|
|

Teny iditra1 teo
Singan-teny  2t~, 3eo
Sokajin-teny  4 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Endriky ny mpamaritra eo ilazana ny lasa: Nipetraka teo anilan-drainy izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6passé de eo. [1.3]
Ohatra  7 Nihohoka nitomany teo izy; [2.324]
8 Olona folo mahery no teo alohany. [2.470]

Fivaditsoratra  9 eto, 10 teo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11