Mots
Dialectes
Racines
Dictionnaires
Illustrations
Page d'accueil
Noms propres
Vocabulaires
Dérivés
Grammaires
Bibliographie
Collaborateurs
Symboles
Parties du discours
Proverbes
Articles
Webliographie
Questions
Anagrammes
Toponymie
Planches et Tables
Changements
|
|
|
|
Entrée
teny vary amin' anana
(
te
ny
,
va
ry
,
a
my
,
a
nana
)
Partie du discours
locution
Exemples
1
Manao
teny vary amin' anana
daholo ny maro amin'ny olona saingy amin'ny dingana samihafa, hoy ilay mpahay momba ny teny, Loubna Dimachki. '
Teny vary amin' anana
, inona no dikany? Rehefa manafangaro teny roa ianao ho anaty fehezanteny iray na ho anatin'ny fifaneraseràna manontolo,” hoy izy
[
5.mg.https://mg.globalvoices.org/2015/10/13/75485/
]
2
Ny sasany indray mitompo teny fantatra fa izany no vokatry ny fanaovana
teny vary amin' anana
tsy misy farany eo amin’ ny samy Malagasy
[
5.mg.https://www.madagascar-tribune.com/Basin-janako,8106.html
]
Mis à jour le 2022/01/28