Entrée | 1 tentenana |
Radical | 2 tentina |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be smeared with something; to be caulked [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate [1.8] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 11 tsy misy madilana hotentenana |
Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |