Teny iditra tenindahy (tenina, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Gladiolus garnieri
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tovy hevitra kitenindahy
Tohi-kevitra 
Ohatra Tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48]

Teny iditra tenin-dahy (teny, lahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31