Entrée tenim-bola (teny, vola)
Partie du discours locution
Définition malgache fahefana ananan' ny vola, ka raha misy raharaha atao, ara-bola no ibaikoana sy andidiana ny hafa (ankehitriny, dia atao koa hoe totohondry vola) [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31