Entrée telo noho dimy (telo, noho, dimy)
Partie du discours locution
Définition malgache teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sise ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/09/13