|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teha-dolo |
| Singan-teny | 2 tehaka, 3 lolo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache
[2.415#114] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana 8 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|