|
|
|
|

Teny iditra1  tefy manta
Singan-teny  2 tefy, 3 manta
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanefena vy izay tsy nodorana fa novelezina amin' izao; enti-milaza taozavatra natao izay hahavitana azy fotsiny, tsy misy vidiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 careless or unskilled work [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 travail négligent [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11