Entrée | 1 tavilotra |
Mots élémentaires | 2 tavy, 3 lotra |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en français |
5 têt de pot cassé [1.3] |
Exemples |
6 tsinona, satria tapa-by, loha-lefona harafesiny, tavilotra, vakim-bilany, toa tsy misy vidiny.
[2.356]
7 Tsy nisy heviny toy ny vakin-tavilotra diso fipetraka ny sila-bolana tsinan-kateloana raha tsy hitaratra ny fisahondrahondran' ny volony. [2.529] |
Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |