|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tato |
| Fototeny | 2 ato |
| Sokajin-teny | 3 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony:
5 Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1] |
| Ohatra |
6 Naman' ialahy namaky trano tato.
[2.4]
7 Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59] 8 Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472] |
| Kamban-teny rehetra | 9 tato ho ato |
| Teny iditra (2/2) | 10 tatô |
| Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 tokoa
[Sihanaka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 13 tatôbe |
| Fivaditsoratra | tato, tatô, 14 tota |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|