Entrée (1/2) | 1 tato |
Partie du discours | 2 adverbe au passé |
Explications en malgache |
3 Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1] |
Exemples |
4 Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4#] 5 Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59#] 6 Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472#] |
Mots élémentaires | 7 t~, ato |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
9 Tous les adverbes |
Entrée (2/2) | 10 tatô |
Partie du discours | 11 adverbe |
Explications en malgache |
12 tokoa [1.78] |
Synonymes | 13 tatôbe |
Tableaux et planches |
14 Tous les adverbes |
Anagrammes | 15 tato, tota |
Mis à jour le 2023/09/21 |