Entrée tataro
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka, Bezanozano] Anaram-borona [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 

Entrée tataro
Partie du discours nom
Définition malgache Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
¶ Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée tataro (tatatra)
Partie du discours impératif du verbe passif tatarana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]
Exemples Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [Rajemisa 1985]

2012/09/11