|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tatao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Harona hasiana ny vary voajinja [Taimoro] [1.1]

Teny iditra (2/3)4  tatao
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 filolohavana [Taisaka] [1.78]
7 Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin' ny tolana atao hoe: "tataombaravarana"
8 Vola ambonin' izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny vahoaka
9 Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin' ny firariana amin' ny andro fandroana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 something carried on the head; something placed on top [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 ce qu'on porte sur la tête; ce qu'on met dessus [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28 tataon-ketra

Teny iditra (3/3)29  tatao
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31 (sens général : ce qui est placé au-dessus, ce qui surplombe, domine).
32 Deinbollia macrocarpa R. Capuron (Sapindaceae).
33 Arbre dont le bois est utilisé en construction marine. [Betsimisaraka Atsimo] [1.196]
Voambolana  34  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  tatao, 36 tatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17