Entrée tatamo
Partie du discours nom
Définition malgache Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd. [Richardson 1885]
 a water lily [Hallanger 1973]
Définition française nénuphar; cf. voahirana [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Nom scientifique Nymphaea stellata
Analogues  voalefoka
Citations 

2009/09/10