|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tariby |
| Singan-teny | 2 tarika, 3 vy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Vy natao miezoezo kely toy ny kofehy na ny tady, ka ampiasaina amin' ny zavatra maro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [tari-by] iron wire
[1.2] 7 metal wire, iron wire, wire [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fil de fer
[1.8, 1.5] 9 fil métallique, fil de métal [1.8] |
| Ohatra |
10 Nisy tamin' ireny mbola nifatotra tady, na tariby, na rojo ny tanany.
[2.472]
|
| Teny iditra (2/2) | 11 tariby |
| Singan-teny | 12 tarika, 13 vy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 téléphone
[1.5] |
| Voambolana | 16 Haitao |
| Tsipelina hafa | 17 taroby |
| Teny nalaina | 18 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 batiry, 20 tabiry, tariby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|