|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taratara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandinihana malina dia malina, fanadihadiana sy fikarohana amim-pitandremana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 minute investigation, close examination. See dinika, kajakaja, karakara [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 examen minutieux, recherche attentive [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/2)9  taratara
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 mamirapiratra [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  12 ataratra, taratara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19