|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tararaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 the name given to the fish called fony while still young [Provincial] [1.2]
Voambolana  4  Haibiby: trondro

Teny iditra (2/3)5  tararaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Vorona naman' ny vorondolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the name of a bird, a species of owl [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 hibou diurne [2.415]
10 espèce de hibou diurne [1.3]
Ohatra  11  ny ostrisa, ny tararaka, ny vorondriaka, mbamin'ny hitsikitsika isan-karazany; [2.996]
Voambolana  12  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)13  tararaka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza olona varimbariam-poana sy midonanaka amin' ny tsy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 sitting idly about [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 Se disait des paresseux, et aussi des gens dont bouche reste toujours ouverte et laisse sortir la salive [2.415]
18 lourdaud, qui reste sans rien faire [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  21 arakatra, tararaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19