Entrée | 1 tapenaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1] |
Explications en anglais |
4 the gable of a house [1.7] |
Explications en français |
5 pignon d'une maison [1.8] |
Tous les mots composés | 6 4 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 7 Economie: bâtiments, travaux publics |
Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 9 napetaka, 10 panatake, 11 tapenaka |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |