|
|
|
|

Teny iditra1  taolamizana
Singan-teny  2 taolana, 3 mizana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Lempona lalina toa lavaka boribory eo afovoan' ny taolan' ny maoja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [taola-mizana] 6 the socket of the hip-joint. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [taola-mizana] 7 La cavité d'un os dans laquelle s'emboîte l'os des jointures. [1.3]
Voambolana  8  Haiaina
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02