|
|
|
|

Teny iditra1  tantely afa-drakotra
Singan-teny  2 tantely, 3 afaka, 4 rakotra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ny zava-tsoa izay tsy tsara tandrina, ka itsabahan' ny olona rehetra, na adala na hendry [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12