|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanisaina |
| Fototeny | 2 tanisa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tanisa
5 Tononina tsirairay, lazaina antsipiriany: Tsy hita hotanisaina ny soa nataon' io lehilahy io teto amin' ny fokontany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be enumerated; to be conjugated
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on compte en jonglant, qu'on énumère, qu'on conjugue
8 (grillons) qu'on excite en les faisant danser sur la main et en débitant force menaces [1.3] 9 qu'on énumère; qu'on conjugue [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 azo tanisaina |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 anitsiana, 17 itanisana, tanisaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|