|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tandomitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid
[1.3] 5 urticaire, petite éruption cutanée [1.54] 6 urticaire [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tsipelina hafa | 9 taindomitra |
| Fivaditsoratra | 10 montaditra, tandomitra, 11 tandromaty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|