Entrée | 1 Tanala |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Vocabulaire |
3 Histoire: clans, tribus |
Explications en malgache |
4 Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [1.1] |
Explications en anglais |
5 The dwellers in the forests. [1.2] |
Explications en français |
6 Populations forestières du sud-est de Madagascar (villes principales: Fort-Carnot, Ivohibe, Ifanadiana) [1.5] |
Mots élémentaires | 7 t~, ala |
Titres |
|
Tableaux et planches |
10 Mots du dialecte |
Anagrammes | 11 antala, lataña, talana, Tanala |
Mis à jour le 2023/08/12 |