|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tampony
Fototeny  2 tampona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tamponana [Fitanisana]

Teny iditra (2/2)4  tampony
Sokajin-teny  5  anarana tampona sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  6 the top [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 le dessus, le sommet [1.8]
Ohatra  8  Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508]
9  Ny Tonia Voalohany Mpampanoa ao amin' ny Fitsarana tampony no manao ny fanenjehana. [1.320]

Fivaditsoratra  10 mpanito, 11 mpanoty, tampony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12