|
|
|
|

Teny iditra1  tampisaka
Fototeny  2 fisaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifitsahana hiafina; firaiketana amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy
5 Hataka efa dia misolelaka erỳ [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  20 mitsapaka, tampisaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09