|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitampisahana |
| Fototeny | 2 tampisaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...:
5 Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy. 6 7 Fiafenana, fierena: 8 Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. 9 [1.1] |
| Fivaditsoratra | fitampisahana, 10 mitsapa fanahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|