|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tampify |
| Fototeny | 2 fify |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fierena anilan' ny zavatra; fiankinana amin' ny hafa noho ny tahotra na tsy fahampiana; toetran' ny zavatra miankina na mipetraka mifanoroka amin' ny hafa
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tampify |
| Teny iditra (2/2) | 20 tampify |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Bara] tehamaina
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 23 mpitafy, tampify |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|