Entrée | atampify (tampify) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin' ny hafa: Aza atampify amin' ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |