Entrée tamina (tamy)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin' ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambanivohitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be dug through, to be broken into [Hallanger 1973]
Définition française où l'on pénètre de force, qu'on attaque à l'improviste [Abinal 1888]
 qu'on perce en creusant le mur, où l'on fait effraction [Hallanger 1974]
Morphologie 
tamina
tamiko
taminao
taminy
tamintsika
taminay
taminareo
tamin'
tamin-
tamim-
tami-
notamina
notamiko
notaminao
notaminy
notamintsika
notaminay
notaminareo
notamin'
notamin-
notamim-
notami-
hotamina
hotamiko
hotaminao
hotaminy
hotamintsika
hotaminay
hotaminareo
hotamin'
hotamin-
hotamim-
hotami-
tamio
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Notamin' ny tontakely ny tranonay (Les voleurs ont pénétré dans notre maison) [Abinal 1888]
2Notamin' ny fahavalo ny tanàna (Les ennemis pénétrèrent dans le village) [Abinal 1888]

Mis à jour le 2014/09/06