Entrée tambanivohibavy (t-, ambany, vohitra, vavy)
Partie du discours nom
Traduction française campagnarde [3.1]
Morphologie 
tambanivohibavy
tambanivohibavin'
tambanivohibavin-
tambanivohibavim-
Exemples Hitany miavaka ery ny maha-tambanivohibavy azy, na dia eny aminy avokoa aza ny firavaka mamirapiratra sy ny elo "véritas", ny lamba landy lafo vidy sy ny paoketra nialam-bola. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 105]

Mis à jour le 2020/07/31