|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tamana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra
4 Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva
5 Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 happily settled, liking a place or situation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 apprivoisé [1.8, 1.196]
8 qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé [1.8]
Ohatra  9  ny soa tamana tiam-bady, ary ny hendry tamana tian-kavana. [2.69#227]
10  Izaho, hoy izy, tsy tamana intsony any amin ‘ny kilasimandry. [2.356#21]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)22  tamana
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24 lehibe (omby) [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/4)25  tamana
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 zanak'omby vavy [Bara] [1.78]
28 ombivavy [Tanosy] [1.78]
Voambolana  29  Haibiby: mampinono

Teny iditra (4/4)30  tamana
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 . D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest. Encore appelé volosy. [Tankarana, Sakalava] [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  34 manata, 35 Matana, mataña, tamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08