|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tale |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 indrindra
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 tale |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany
[1.1] |
| Mpanahaka | 7 sikidy |
| Teny iditra (3/3) | 8 tale |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako
11 (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1] 12 mpibaiko ny mpivoy lakana [Masikoro] [2.606#153] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 the head man, the chief
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 patron, chef, directeur
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 15 talen-dakozia |
| Fivaditsoratra | 16 leta, tale, 17 tela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|