Entrée takasy
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny hebreo ity, ary toa anaran' ny biby anankiray, izay natao saron' ny Tabernakely ambony indrindra ny hodiny (Eks. 26. 14 ; 36. 19, ets). Tsy fantatra marina izay biby voalazan' izany teny hoe takasy izany ; nefa araka ny hevitry ny maro, dia biby an-dranomasina izy, karazan'ny lambon-drano (marsouin, na dauphin), dia biby izay hita ao amin'ny Ranomasina Mena. Mateza dia mateza ny hodiny, ary fanao kiraro mandraka ankehitriny izany (Ezek. 16.10) [1.38]
Exemples Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany; [2.996]
Vocabulaire 

Entrée takasy
Partie du discours nom
Explications en français  [Bezanozano] (de hasy : pouvoir mystérieux attribué aux plantes de guérir ). Embelia madagascariensis A.DC. (Primulaceae). Nom relevé par les forestiers d'Analamazaotra. [1.196]
Nom scientifique Embelia madagascariensis
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31