Entrée | 1 tain' omby mivadika |
Mots élémentaires | 2 tay, 3 omby, 4 mivadika |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io) [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |