|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 taim-by |
| Singan-teny | 2 tay, 3 vy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny harafesina na tain-drendrika avy amin' ny vy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 iron slag, scoria
[1.2] 7 scoria, slag [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 scorie
[1.5, 1.8] 9 scories de fer [1.14] [taimby] 10 limaille de fer [1.13] |
| Ohatra |
11 Nahoana no samy mpanefy ka hifampidera taimby?
[2.436#]
|
| Voambolana | 12 Taozava-baventy |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 mibaty, taim-by |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|