Entrée tafika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika
¶ Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina
¶ Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika
¶ Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [1.1]
Explications en anglais a war party; an army [1.7]
Explications en français expédition guerrière; armée [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
tafika
tafik'
tafi-
tafiky
Dérivés 
Mots composés 
Exemples 
1Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [2.324]
2Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472]
Proverbes 

Entrée Tafika
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les idoles anciennes
Exemples ary i Tafika teo Ambohijanaka [2.48]

Anagrammes tifaka, fatika, fitaka

Mis à jour le 2021/08/12