Entrée tadivavarana (tady, vavatra)
Partie du discours nom
Définition malgache Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ tady vavarana ] a noose [Richardson 1885]
Synonymes tady voavarana
Exemples Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [Baiboly: 22:018:009/Joba 18:9..]

Mis à jour le 2013/06/19