|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tabonaka
Fototeny  2 bonaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fibontsinana makadiry, malemilemy miroradroraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a bladder blown out. Comp. bonaka [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  15  bonaka

Teny iditra (2/3)16  tabonaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Anaran' ny karazan-toho lehibe indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 the name of a fish, the largest of the Toho [1.2]
Voambolana  20  Haibiby: trondro

Teny iditra (3/3)21  tabonaka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (sens général : gonflé ; c'est aussi le nom de certains Poissons) Arbre utilisé comme poison de pêche. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  25 botanaka, tabonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19