|
|
|
|

Teny iditra1  tabilao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fampisehoana indray mijery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a table, as a multiplication table [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tableau, table comme la table de multiplication [1.8]
6 tableau [1.13.fr#183]
Ohatra  7  Raha toa ka mazava kokoa ny mikasika ny toe-danjam-barotra ivelany, dia inty ny tabilao mamoaka ny fampisehoana faobe an' izany. [4.27#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 11 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 laibato, tabilao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09