|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sotro vokaka |
| Singan-teny | 2 sotro, 3 vokaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika
[1.1] |
| Ohatra |
6 Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano
[2.508#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|