|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1 ; sosy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sompatra, mitady izay hanimbana ny sasany: Ravao iny koa sosy mahasosotra [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/3) 5 ; sosy
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 [Sihanaka] tezitra [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (3/3) 10 ; Sosy
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12 Susi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Susi [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15 Toko sy andininy momba Sosy

Fivaditsoratra  16 siso, sosy, Sosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04