Entrée soso-nify (sosona, nify)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza olona misy sosona ny nifiny, izany hoe misy hafa manampy toa milahatra amin' ilay nifiny ao anatiny [Rajemisa 1985]
Citations 

2012/09/28